Ady atao amin’ny tiberkilaozy.
Hiara-hientana isika amin’ny ady atao amin’ny tiberkilaozy.
Rehefa mikohaka ao anatin’ny 3 erinandro ny olona iray ka tsy misy fiovana dia tongava manao fitiliana maimaimpoana ao amin’ny CSB II ALASORA ho an’ny eto AVARADRANO. Maimaimpoana ny fitsaboana. Maimaimpoana ny fanafody.RAISO AM-PITIAVANA IRETO MPANENTANA ARA-PAHASALAMANA IRETO (COSAN). MIASA AN-TSITRAPO ETO amin’ny KAOMININA SABOTSY NAMEHANA, MANERANA NY FOKONTANY 17.