• 3023

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3024

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3025

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3027

    COMMUNE RURALE SABOTSY NAMEHANA

  • 3028

Fitsidihana tamin’ny fomba ofisialy nataon’ny P.D.S Antananarivo Renivohitra

Fitsidihana tamin’ny fomba ofisialy nataon’ny P.D.S Antananarivo Renivohitra teto amin’ny kaominina Sabotsy Namehana izay natrehan’ny ben’ny tanàna sy ireo avy amin’ny Kaominina rahavavy , ny Mpanolontsaina kaominaly Sabotsy Namehana, ny Lehiben’ny Boriborintany ary ny lehiben’ny tobim-paritry ny Zandarimariam-pirenena Sabotsy Namehana.
Nisy ny fanolorana fahatsiarovana (fanion) avy amin’ny kaominina Sabotsy Namehana.