Fametrahana ny Samboadin’ireo Ben’ny Tanana

Notontsaina io maraina io ny fametrahana ny Samboadin’ireo Ben’ny Tanana 16 eto anivon’ny Distrika Antananarivo Avaradrano.

Tonga nitarika izany ny Minisitrin’ny Fitsinjaram-pahefana, ny Solombavambahoaka voafidy teto amin’ny Distrika, ary ireo manamboninahitra maro, Sivily sy Miaramila.