Anisan’ny Kaominina Ambanivohitra iray manana tranon-kala eto Madagasikara ny Commune Sabotsy Namehana.

Ny tranon-kala : www.sabotsy-namehana.com dia voasokajy ho tranon-kala be mpitsidika indrindra tao anatin’ny 12 volana farany. Tranon-kala nahafeno ny fepetra rehetra amin’ny maha tranon-kala azy (Responsive, Design, sns …à)

Ny 06 Marsa 2018 lasa teo no navoakan’ny sampana google adwords ny Marim-pankasitrahana manamarina izany, ary noraisin’ny Ben’ny tanana sy ireo Mpiara-miasa aminy io maraina io.

Midika izany fa fantatra maneran-tany ny Commune Sabotsy Namehana