Famorana Faobe 2023

Toy ny fanao isan-taona, dia notanterahina androany ny fanaovana ny famorana faobe 2023 eto anivon’ny Kaminina Sabotsy Namehana.  » A l’américaine «  Marihina hatrany fa maimaim-poana izany, ary tsy ny zanakin’ ny tanana eto kaominina Sabotsy Namehana ihany no nisitraka izany, fa misy ihany koa ireo avy any amin’ny Kaominina rahavavy. Isaorana hatrany ireo mpiara-miombon’antoka […]