Tolom-pahafahana ny 29 Martsa, taona 1947

Ho fahatsiarovana ny Tolom-pahafahana ny 29 Martsa, taona 1947, nataon’ireo Malagasy Tia Tanindrazana, dia nisy ny fametrahana fehezam-boninkazo teo amin’ny Tsangambaton’ny Mahery Fo, eto anivon’ny Commune Sabotsy Namehana .