Jereo ny tohiny

Fizarana zezika ho an’ireo tantsaha mpamboly vary

Fizarana zezika ho an’ireo tantsaha mpamboly vary ao amin’ny lemak’i Namehana mivondrona ao amin’ny FMR5: Orimbato,Fanavaozana,Avotra, Tafita natao tao Ambohibary ny 14mars2023. Zezika sulfate d’ammonium milanja 10,5t avy @ ministeran’ny fambolena ho an’ny mpamboly 500 isa. Nifanotrona tamin’izany ireo mpanolotsaina kaominaly,ireo solotenan’ny DRAE,ny ekipan’ny PAPRIZ.nialohavana fampiofanana izao fizarana izao

Jereo ny tohiny

MATCH FINALE

DIMANCHE 26 MARS 2023 AU STADE HERISETRA RAFANODINA SABNAM LE MATCH FINALE ENTRE LES DEUX ÉQUIPES DU FOKONTANY TSARAFARA ET FOKONTANY SOANIEDANANA. Avec l’invité du coach BAREA CHAN « RORO »

Jereo ny tohiny

FIDINANA IFOTONY

Nidina ifotony nanantona ny vahoaka ny avy ao amin’ny Ivon-ketra Avaradrano A, izay notarihan’ny Chef de Centre Fiscal sy ireo mpiara-miasa aminy, nanatanteraka varavarana misokatra mahakasika ny fandoavan-ketra teto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana, izay nahitana ireo solotena avy amin’ny Kaominina manodidina. Nisy fampahafantarana ny fiovana raiketin’ny LFI 2023 mahakasika ny rafitra arahina momba ny fandoavan-ketra […]

Jereo ny tohiny

FANOLORANA MARIM-PANKASITRAHANA

Anio 8 Martsa ihany koa nofotoana nanatanterahan’ny Commune Sabotsy Namehana fanomezana Marim-pankasitrahana hita-hita maso hoan’ireo nahavita be hoan’ny Kaominina, marihina hatrany fa efa fomba ampanao ny Kaominina izao fanomezana marim-pankasitrahana izao. 12 mianadahy izy ireo nahazo izany marim-pankasitrahana izany, nahita ny Mpandraharaha, Biraom-panatanteraka, ary MpanolontsainaMpanolontsaina, ray aman-dreny am-panahy