Jereo ny tohiny

Famorana Faobe 2023

Toy ny fanao isan-taona, dia notanterahina androany ny fanaovana ny famorana faobe 2023 eto anivon’ny Kaminina Sabotsy Namehana.  » A l’américaine «  Marihina hatrany fa maimaim-poana izany, ary tsy ny zanakin’ ny tanana eto kaominina Sabotsy Namehana ihany no nisitraka izany, fa misy ihany koa ireo avy any amin’ny Kaominina rahavavy. Isaorana hatrany ireo mpiara-miombon’antoka […]

Jereo ny tohiny

Fizarana zezika ho an’ireo tantsaha mpamboly vary

Fizarana zezika ho an’ireo tantsaha mpamboly vary ao amin’ny lemak’i Namehana mivondrona ao amin’ny FMR5: Orimbato,Fanavaozana,Avotra, Tafita natao tao Ambohibary ny 14mars2023. Zezika sulfate d’ammonium milanja 10,5t avy @ ministeran’ny fambolena ho an’ny mpamboly 500 isa. Nifanotrona tamin’izany ireo mpanolotsaina kaominaly,ireo solotenan’ny DRAE,ny ekipan’ny PAPRIZ.nialohavana fampiofanana izao fizarana izao