Jereo ny tohiny

Fampianarana Teny Anglisy

Androany 06 oktobra 2023 tamin’ny telo ora tolakandro tao amin’ny “salle de reunion” Kaominina Sabotsy Namehana no notanterahana ny fivoriana niarahana tamin’ny fikambanana Youth Light of Future Madagascar (YLFM) sy ireo mpiantra hiofana hianatra teny Anglisy Amerikanina. Tonga nitarika izany fivoriana izany ny Ben’ny tanana ny Kaominina Sabotsy Namehana Andriamatoa ANDRIAMOSA Avotraina sy ny avy […]