Mpiadina katitakely miisa 1270 no niatrika fanadinana CEPE

CEPE 2022 Mpiadina katitakely miisa 1270 no niatrika fanadinana CEPE teto amin’ny Kaominina Sabotsy Namehana, izay misy toeram-panadinana miisa 02, dia ny Centre MASCA sy ny CentreCEG Sabotsy Namehana, 18 tamin’ireo mpiadina ireo ihany no tsy tonga, raha tonga avokoa ny ambiny. Nizotra tam-pilaminana, ary tontosa an-tsakany sy an-davany ny fanadinana raha nanontaniana ny Tale […]