Notokanana ny EPP Atsinanantsena

Ny Alarobia 01 Jiona lasa teo no notokanana tamim-pomba ofisialy ny Efitrano fianarana eto amin’ny EPP Atsinanatsena Commune Sabotsy Commune.Sabotsy.Namehana Efitrano miisa roa no notokanana tamin’izay, izay antsoina hoe Sekoly Telma, ity efitrano fianarana ity dia natokana hoan’ireo Mpianatra ao amin’ny Kilasy Katitakely ( Pre scolaire) Marihina fa kaominina miisa 5 (dimy) no nisitraka io […]