Jereo ny tohiny

Where Is Registry Stored While Windows Is Running?

Your Registry backup file ends in theREGfile extension. Restore your computer to a previous state. If you’ve set up a system restore point, go back to a time before the error started. To show Learn about this picture icon again on the desktop, you can simply repeat the steps mentioned above, and delete this value. […]

Jereo ny tohiny

Baolina kitra, vita ny famaranana

Nifarana ny 12 Jona 2022 lasa teo, tao amin’ny Kianja Herisetra RAFANODINA ny lalao Baolina kitra nokarakarain’i Ben’ny Tanana Sabotsy Namehana, Andriamatoa Avotraina ANDRIAMOSA. Lalao izay nandraisan’ireo Mpikatroka Baolina kitra manerana ny Fokontany 17, eto anivon’ny Kaominina.   Ny Fokontany Botoana sy ny Fokontany Ambohinaorina no niady ny famaranana, ka ity farany no nibata ny […]

Jereo ny tohiny

Indice Transparence Budgetaire

Ny Talata 31 May 2022 lasa teo, tao amin’ny efitra malalakin’ny Espace Anjaratiavina Tsarafara no notanterahina ny fifampizarana traikefa amin’ny Faritra efatra dia ny Faritra Vakinankaratra, atsimoandrefana, Analamanga, ary matsiatra ambony, mahakasika ny fitantanana ara-bola ny Kaominina.(Indice Transparence Budgetaire)

Jereo ny tohiny

Notokanana ny EPP Atsinanantsena

Ny Alarobia 01 Jiona lasa teo no notokanana tamim-pomba ofisialy ny Efitrano fianarana eto amin’ny EPP Atsinanatsena Commune Sabotsy Commune.Sabotsy.Namehana Efitrano miisa roa no notokanana tamin’izay, izay antsoina hoe Sekoly Telma, ity efitrano fianarana ity dia natokana hoan’ireo Mpianatra ao amin’ny Kilasy Katitakely ( Pre scolaire) Marihina fa kaominina miisa 5 (dimy) no nisitraka io […]