Tetik’asa PROFIT-Lait

Ho fanantanterahana ny tetik’asa PROFIT-Lait eto @ kaominina SABNAM izay vatsiany vondrona Eropeanina vola Dia notolorana fitaovana ny kaoperativa VATSY Sabnam mba ho fanamafisana sy fandrindrana ny lalam-pihariana ronono mampiaty noho izany dia hatsaraina ny fidiram-bola ireo mpiompy ombivavy bé ronono, ka omena fitaovana maro Samy hafa ampiasaina ry zareo no Sady hanagana trano hivarotana […]