Jereo ny tohiny

Nahazo Chef Sisco vaovao ny Distrika Avaradrano

Anio, Alatsinainy faha 5 Aprily, 2022 no noraisin’Andriamatoa Ben’ny tananan’i Commune Sabotsy Namehana ny CHEF CISCO vaovao hiasa eto anivon’ny DISTRICT ANTANANARIVO AVARADRANO, Andriamatoa RATSIMANDRESY Aina Nambinintsoa, ary Ireo Chef ZAP hiara-hiasa aminy. Inoana fa hitondra ainga vao amin’ny fanabezana ny fahatongan’ity Chef Cisco vaovao ity. Izahay eto amin’ny fiadidin’ny tanana, dia maniry koa raha […]

Jereo ny tohiny

Taranja BOXE FRANCAISE SAVATE

Noraisin’ny Ben’ny tanana Sabotsy Namehana ANDRIAMOSA AVOTRAINA, teto @ Biraon’ny kaominina ireo tompon-daka telo mirahalahy izay nadrombaka ny medaly volamena 1 sy volafotsy 2 t@ tompondakan’ny Madagasikara 2022 teo @ taranja BOXE FRANCAISE SAVATE natao tao @ Gymnase couvert Mahamasina ny 15,16 ary 17 Aprily 2022 lasa teo. Nahazo ny medaly volamena: ANDRIANARISOA Avotra Latsaky […]

Jereo ny tohiny

Tetik’asa PROFIT-Lait

Ho fanantanterahana ny tetik’asa PROFIT-Lait eto @ kaominina SABNAM izay vatsiany vondrona Eropeanina vola Dia notolorana fitaovana ny kaoperativa VATSY Sabnam mba ho fanamafisana sy fandrindrana ny lalam-pihariana ronono mampiaty noho izany dia hatsaraina ny fidiram-bola ireo mpiompy ombivavy bé ronono, ka omena fitaovana maro Samy hafa ampiasaina ry zareo no Sady hanagana trano hivarotana […]