VAKSINY FANEFITRY NY COVID-19

Manatanteraka vaksiny mitety vohitra hiarovana amin’ny Covid-19 ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Ka isan’ireo Kaominina misitraka an’izany isika eto amin’ny Commune Sabotsy Namehana. Raha araka ny filazan’ireo Tompon’andraikitra miandraikitra an’izany, dia mazoto ny vahoaka Ary efa maro ireo nisitraka an’izany. Tanjona ny hahavita an’ity fanefitry ny Covid-19 ity avokoa ny vahoaka manontolo. #COVID19 #avotrainaandriamosa