08 Martsa : Andron’ny vehivavy

Amin’izao andro maneran-tany natokana hoan’ny Vehivavy izao, dia manolotra ny fiarabana sy firariantsoa hoan-tsika vehivavy rehetra tsy ankanavaka manerana ny nosy, ary indrindra fa isika vehivavy eto anivon’ny Kaominina Sabotsy Namehana. Mirary raha mirary mba ho vehivavy mendrika ny toerana sy ny sehatra misy antsika tsirairay avy, ary ho tena fitaratra amin’izay hatao,b ka ho […]