Fifaninana Baolina Kitra isampokontany, karakarain’ny Ben’ny Tanana.

Fifaninana Baolina Kitra isampokontany, karakarain’ny Ben’ny Tanana. —- Hatomboka ny ALahady 06 Martsa 2022 ho avy izao ny Lalaon’ny Baolina kitra izao lalaovin’ny olona 11 (Foot à 11) izay hatao amin’nny Kianja Herisetra RAFANODINA. Mandray anjara amin’izany avokoa ny Fokontany 17, izay mandrafitra ny Kaominina Sabotsy Namehana. Ny Zanaky ny Kaomina Sabnam irery ihany no […]