Baolina kitra, vita ny famaranana

Nifarana ny 12 Jona 2022 lasa teo, tao amin’ny Kianja Herisetra RAFANODINA ny lalao Baolina kitra nokarakarain’i Ben’ny Tanana Sabotsy Namehana, Andriamatoa Avotraina ANDRIAMOSA. Lalao izay nandraisan’ireo Mpikatroka Baolina kitra manerana ny Fokontany 17, eto anivon’ny Kaominina.   Ny Fokontany Botoana sy ny Fokontany Ambohinaorina no niady ny famaranana, ka ity farany no nibata ny […]