Jereo ny tohiny

Norombahin’ny Kaominina Sabotsy Namehana ny laharana faharoa

Ny fiaraha-monim-pirenena sy ny Minsiteran’ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana ary ny Msis tatao, miara-miasa amin’ny Fampandrosoana Ifarimbonana sy Anaty Mangarahara an’i Madagasikara (FIA2M), dia nanao fitsirihana ireo Kaominina ao anatin’ny Faritra 4 ( Analamanga, Vakinankaratra, Matsiatra ambony ary Atsimo Andrefana) sy Distrika 10 ary Kaominina 40, mba handrefesana ny fitantanana mangarahara ny fikirakirana ny volam-panjakana […]

Jereo ny tohiny

Tompondakan’i Madagasikara @ fifaninanana baolina kitra vehivavy,

Tompondakan’i Madagasikara @ fifaninanana baolina kitra vehivavy, sokajy SENIOR ny taona 2021 izay nokarakarainy YFOMAK ny ekipan’ny kaominina SABOTSY NAMEHANA ka nahazo ny amboara lehibe sy ny medaly volamena ary ny marim-pankasitrahana. Noraisin’ny BEN’NY TANANA teo @ biraony kaominina izy ireo ka nomeny fankasitrahana vola ho etin’ireo ankizy ireo manao fety @ izao farany taona […]