Jereo ny tohiny

Nozaraina androany ireo kopian’ny sora-piankohonana

Nozaraina androany ireo kopian’ny sora-piankohonana ho an’ireo zaza sy ankizy latsaky ny 18 taona miisa 250, izay niatrika ny Fitsarana Mitety Vohitra tamin’ny 16 Septambra 2021 lasa teo, tao amin’ny Kianja Herisetra Rafanodina. Tonga nanolotra izany Atoa ANDRIAMOSA Avotraina, Ben’ny Tanànan’ny Kaominina Sabotsy Namehana, ireo Mpanolotsaina Kaominaly sy ireo mpiara-piasa aminy, notronon’ireo Sefom-pokontany. Izany no […]