NAVOAKA TAMIM-POMBA OFISIALY IREO QUARTIER MOBILE

Tontosa ny Zoma 30 Aprily 2021 tao amin’ny Tobin’ny Polisim-pirenena  Sabotsy Namehana, ny lanonana famoahana tamin’ny fomba ofisialy ireo Quartier Mobile miisa 27 mandrafitra ny Fokontany 17 ato anatin’ny Kaominina Sabotsy Namehana, rehefa avy nanaraka fiofanana nandritry ny telo (03) andro. Ny avy ao amin’ny polisim-pirenena izay notarihan’Atoa RANAIVOMAHALEO Fenohajasoa, Commissaire Central Antananarivo Avaradrano no […]