MIOFANA IREO QUARTIER MOBILE ETO AMIN’NY KAOMININA SABOTSY NAMEHANA
Ho fanamafisana ny fahaiza-manao entina hanatanterahana ny andraikitra amin’ny maha – Quartier Mobile, eny anivon’ny vohitra sy ny fokontany, dia manao fiofanana ao amin’ny Komisaria ny Polisim-pirenena eto Sabotsy Namehana ireo QUARTIER MOBILE miisa 28 mirahalahy, izay hiasa manerana ny FKT 17 eto anivon’ny Commune Sabotsy Namehana . #QuartieMobileSavotsyNamehana #PoliceSabotsyNamehana