FAMORANA FAOBE 2021

Zazalahy kely miisa 150 eo ho eo no noforaina maimaim-poana teto amin’ny Commune Sabotsy Namehana Ankoatra ny famorana; dia nisy ihany koa ny fizarana kilalao hoan’ireo zazalahy kely ireo Toko telo nahamasa-mahandro tamin’izany ny Docteur BARINIAINA Fidy, Ny Commune Sabotsy Namehana , ny Fikambanam-behivavy AVOTRAINA, ary ny Fikambanana MPIKITRA. Marihina hatrany fa nanaja ny fitandrovana […]