FIZARANA FITAOVAM-PIDIOVANA

Ho fanohizana ny ady hatao amin’ny Covid-19 dia nisy fizarana fitaovam-pidiovana nomena an’ireo sekolim-panjakana manerana ny Kaominina Sabotsy Namehana. Fanomezana izay nataon’ny Kaominina Sabotsy Namehana, ary niarahana tamin’ny wateraid Ka anisany nisitraka izany tombontsoa izany ireo EPP 9 manerana ny Kaominina, ny CEG eto Sabotsy Namehana, ary ny Lisea ANDRIANAMPOINIMERINA