Jereo ny tohiny

Tsy manohitra ny fanapahan-kevitry ny ministera

Araka ny hita tamin’ ny haino aman-jery dia nampiatoana ny bèn’ ny tanana Sabotsy Namehana kanefa tsy mbola naharay taratasy momba an’ izany izy. Ny antony izany raha ny fantatra dia noho ny fanodikodinam-bolam-panjakana sy tsy fanajana ny filoham-pirenena. Nandiso izany kosa anefa izy satria raha ny vola fanampiana avy amin’ ny fanjakana nandritry ny […]

Jereo ny tohiny

Suspension des maires

Avotra accueilli en héros à Sabotsy Namehana Le maire de Sabotsy Namehana, Andriamosa Avotraina Mary Thomasson, a été accueilli en héros par ses électeurs et le personnel de la commune à Sabotsy Nemahana hier 13 avril. Ils veulent ainsi démontrer leur soutien à Avotra qu’ils estiment victime d’abus de la part du HVM. Suspendu pour un […]