BEPC 2016

Nizotra tamim-pilaminana ny Fanadinam-panjakana notontosana teto amin’ny LYCEE ANDRIANAMPOINIMERINA – SABOTSY NAMEHANA, araka ny fanazavana nomen’Ramatoa Talen’ny Lisea eto Sabotsy Namehana,
… na dia misy aza ny olona madinidinika, dia mahita vahaolana hatrany ireo mpandrindra ny fanadinana BEPC eto amin’ny Lisea

… Miisa 53 moa no tsy tonga nandritra ity fanadinana ity (hatreto, Alarobia 20 Jolay 2016)